FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Korintianina 6
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

2 Korintianina: Topy Maso

      • Tsy tokony hanao tsinontsinona ny hatsaram-panahin’Andriamanitra (1, 2)

      • Ny nampiavaka ny fanompoan’i Paoly (3-13)

      • Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino (14-18)

2 Korintianina 6:1

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hanao tsinontsinona an’izany.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 5:20
  • +Ro 2:4

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),

    1/2016, p. 28-32

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/2010, p. 14

    15/12/1998, p. 18-19

    15/10/1991, p. 16-17

    15/5/1991, p. 19-20

    1/11/1988, p. 27-29

    Diary 2006, p. 3-4

  • Fanondroana Boky

    w16.1 28-32; w10 15/12 14; yb06 3-4; w98 15/12 18-19; w91 15/5 19-20; w91 15/10 17

2 Korintianina 6:2

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 49:8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/2010, p. 12-14

    15/12/1998, p. 18-20

    Apokalypsy, p. 126-127

    Diary 2006, p. 3-4

    Faminanian’i Isaia II, p. 143-146

  • Fanondroana Boky

    w10 15/12 12-14; re 127; yb06 3-4; ip-2 143-146; w98 15/12 18-20

2 Korintianina 6:3

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 9:22

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 40

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 40

2 Korintianina 6:4

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 4:1, 2
  • +2Ko 11:23

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 40

    Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),

    9/2016, p. 18-19

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2000, p. 20

    15/4/2000, p. 19-21

    15/12/1998, p. 19

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 40; w16.09 18-19; w00 15/4 19-21; w00 15/11 20; w98 15/12 19

2 Korintianina 6:5

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ap 2:10
  • +2Ko 11:25, 27

2 Korintianina 6:6

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Kl 3:13; 1Te 5:14
  • +Ef 4:32
  • +Ro 12:9

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/1998, p. 19

  • Fanondroana Boky

    w98 15/12 19

2 Korintianina 6:7

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Angamba mba hiarovan-tena.

  • *

    Angamba mba hanafihana.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 2:4, 5
  • +2Ko 10:4; Ef 6:11

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/1998, p. 19

    1/11/1990, p. 25

  • Fanondroana Boky

    w98 15/12 19; w90 1/11 25

2 Korintianina 6:8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/1998, p. 20

  • Fanondroana Boky

    w98 15/12 20

2 Korintianina 6:9

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “heverina ho mendrika ny ho faty.”

  • *

    Na: “faizina.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 4:10, 11
  • +As 14:19; 2Ko 4:8, 9

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/1998, p. 20

  • Fanondroana Boky

    w98 15/12 20

2 Korintianina 6:10

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Fi 4:13; Ap 2:9

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/12/1998, p. 20

  • Fanondroana Boky

    w98 15/12 20

2 Korintianina 6:11

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Abt: “Misokatra ho anareo ny vavanay.”

  • *

    Na: “ary mihamalalaka aminareo.”

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 56

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 56

2 Korintianina 6:12

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “Tsy hoe tery loatra ny fonay ka hoe tsy afaka ny ho tia anareo izahay.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Ko 12:15

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 56

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/1/2007, p. 9

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 56; w07 1/1 9

2 Korintianina 6:13

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “mba mihalalaha koa ianareo.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Pe 2:17; 1Jn 4:20

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 56

    Mifohaza!,

    No. 3 2020 p. 10

    3/2006, p. 9

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/11/2009, p. 20-21

    1/1/2007, p. 9-11

    1/10/2004, p. 16-17

    1/12/1995, p. 16

    1/1/1989, p. 12-13

    Fanompoana,

    5/2004, p. 8

    8/1994, p. 1

    Mivavaha, p. 149-150

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 56; g20.3 10; w09 15/11 20-21; w07 1/1 9-11; g 3/06 9; w04 1/10 16-17; km 5/04 8; wt 149-150; w95 1/12 16; km 8/94 1; uw 137-138; w89 1/1 12

2 Korintianina 6:14

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Na: “hikambana.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Ek 23:32, 33; De 7:3, 4; 1Mp 11:4; 1Ko 7:39
  • +Jk 4:4
  • +Ef 5:7, 8

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 42

    Fandalinana, Boky 1,

    “Fitiavan’Andriamanitra,” p. 113

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/6/2010, p. 27

    1/5/2007, p. 15-16

    1/7/2004, p. 30-31

    15/10/2003, p. 32

    15/11/1995, p. 31

    1/10/1993, p. 29-30

    1/2/1990, p. 18-22

    Manontany ny Tanora, Boky 2, p. 34

    Mifohaza!,

    8/2/1998, p. 20

  • Fanondroana Boky

    lff lesona 42; lv 113; w10 1/6 27; yp2 34; w07 1/5 15-16; w04 1/7 30-31; w03 15/10 32; km 2/02 1, 7; g98 8/2 20; w95 15/11 31; w93 1/10 29-30; w90 1/2 18-22

2 Korintianina 6:15

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Avy amin’ny teny hebreo midika hoe “Tsy Misy Ilana Azy.” Ilazana an’i Satana.

  • *

    Na: “anjara iraisan’ny.”

  • *

    Na: “olona tsy mivadika.”

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Mt 4:10; Ap 12:7, 8
  • +1Ko 10:21

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 1,

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    1/2/1990, p. 18-22

  • Fanondroana Boky

    w90 1/2 18-22

2 Korintianina 6:16

Fanondroana Andininy Hafa

  • +1Ko 10:14
  • +1Ko 3:16
  • +Ek 29:45
  • +Le 26:11, 12; Ezk 37:27

2 Korintianina 6:17

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +Is 52:11; Je 51:45; Ap 18:4
  • +Ezk 20:41; 2Ko 7:1

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Ny Tilikambo Fiambenana,

    15/3/2006, p. 27-31

    1/3/1992, p. 22-23

    Apokalypsy, p. 266

  • Fanondroana Boky

    w06 15/3 27-31; re 266; w92 1/3 22-23

2 Korintianina 6:18

Fanamarihana Ambany Pejy

  • *

    Jereo F.F. A5.

Fanondroana Andininy Hafa

  • +2Sa 7:14
  • +Is 43:6; Ho 1:10; Jn 1:12

Fanondroana

  • Fitaovana Fikarohana

    Fandalinana, Boky 2,

Dikan-teny Hafa

Tsindrio ny andininy iray raha te hijery andininy mifanitsy aminy.

Ankapobeny

2 Kor. 6:12Ko 5:20
2 Kor. 6:1Ro 2:4
2 Kor. 6:2Is 49:8
2 Kor. 6:31Ko 9:22
2 Kor. 6:42Ko 4:1, 2
2 Kor. 6:42Ko 11:23
2 Kor. 6:5Ap 2:10
2 Kor. 6:52Ko 11:25, 27
2 Kor. 6:6Kl 3:13; 1Te 5:14
2 Kor. 6:6Ef 4:32
2 Kor. 6:6Ro 12:9
2 Kor. 6:71Ko 2:4, 5
2 Kor. 6:72Ko 10:4; Ef 6:11
2 Kor. 6:92Ko 4:10, 11
2 Kor. 6:9As 14:19; 2Ko 4:8, 9
2 Kor. 6:10Fi 4:13; Ap 2:9
2 Kor. 6:122Ko 12:15
2 Kor. 6:131Pe 2:17; 1Jn 4:20
2 Kor. 6:14Ek 23:32, 33; De 7:3, 4; 1Mp 11:4; 1Ko 7:39
2 Kor. 6:14Jk 4:4
2 Kor. 6:14Ef 5:7, 8
2 Kor. 6:15Mt 4:10; Ap 12:7, 8
2 Kor. 6:151Ko 10:21
2 Kor. 6:161Ko 10:14
2 Kor. 6:161Ko 3:16
2 Kor. 6:16Ek 29:45
2 Kor. 6:16Le 26:11, 12; Ezk 37:27
2 Kor. 6:17Is 52:11; Je 51:45; Ap 18:4
2 Kor. 6:17Ezk 20:41; 2Ko 7:1
2 Kor. 6:182Sa 7:14
2 Kor. 6:18Is 43:6; Ho 1:10; Jn 1:12
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hamaky Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao (bi12)
  • 1
  • 2
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
  • 7
  • 8
  • 9
  • 10
  • 11
  • 12
  • 13
  • 14
  • 15
  • 16
  • 17
  • 18
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
2 Korintianina 6:1-18

Korintianina Faharoa

6 Miara-miasa aminy izahay,+ ka mampirisika anareo koa mba tsy hoe hanaiky ny hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra nefa hanadino ny zava-kendren’izany.*+ 2 Fa hoy izy: “Tamin’ny fotoana fanehoana fankasitrahana aho no nihaino anao, ary tamin’ny andro famonjena aho no nanampy anao.”+ Izao indrindra no fotoana fanehoana fankasitrahana! Izao no andro famonjena!

3 Tsy manao izay hahatafintohina olona mihitsy izahay, mba tsy hisy hanakiana ny fanompoanay.+ 4 Amin’ny zava-drehetra anefa dia asehonay hoe mpanompon’Andriamanitra izahay,+ satria niaritra fitsapana be dia be, niaritra fahoriana sy tsy fisiana ary zava-tsarotra,+ 5 imbetsaka nokapohina sy natao am-ponja+ ary norotahan’ny olona, niasa mafy, tsy natory imbetsaka, ary nisy fotoana tsy nihinan-kanina.+ 6 Madio koa izahay, mampihatra an’izay fahalalana azonay, manam-paharetana,+ tsara fanahy,+ manaiky hotarihin’ny fanahy masina, maneho fitiavana tsy misy fihatsarambelatsihy,+ 7 milaza ny marina, miantehitra amin’ny herin’Andriamanitra,+ mitazona an’ireo fitaovam-piadian’ny fahamarinana+ amin’ny tanana havia* sy havanana,* 8 omem-boninahitra sy alam-baraka, ary haratsina sy deraina. Heverina ho toy ny mpamitaka izahay nefa milaza ny marina, 9 toy ny tsy fantatra nefa fantatra tsara, toy ny hoe ho faty* nefa hay velona+ ihany, toy ny voasazy* nefa tsy vonoina ho faty,+ 10 toy ny malahelo nefa faly foana, toy ny mahantra nefa mampanan-karena olona maro, ary toy ny tsy manana na inona na inona nefa manana ny zava-drehetra.+

11 Miresaka amim-pahatsorana aminareo izahay,* ry Korintianina, ary sokafanay midanadana ny fonay.* 12 Tsy asianay fetra ny fitiavanay anareo,*+ fa ianareo kosa manisy fetra ny fitiavanareo anay. 13 Ho valin’izany àry, dia mba sokafy midanadana koa ny fonareo.*+ Toy ny hoe miresaka amin’ny zanako aho miresaka aminareo.

14 Aza manaiky hiray zioga* amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+ 15 Inona no ifanarahan’i Kristy sy Beliala?*+ Inona no zavatra iombonan’ny* mino* amin’ny tsy mpino?+ 16 Ary inona no ifandraisan’ny tempolin’Andriamanitra sy ny sampy?+ Tempolin’ilay Andriamanitra velona+ mantsy isika, araka ny voalazan’Andriamanitra hoe: “Honina eo amin’izy ireo aho+ sady ho eo aminy, dia ho Andriamaniny aho, ary izy ireo ho vahoakako.”+ 17 “‘Koa mivoaha avy ao aminy ianareo, ary misaraha aminy’, hoy i Jehovah,* ‘ary aza mikasika intsony an’izay maloto’”,+ “‘dia handray anareo aho.’”+ 18 “‘Ary izaho ho Rainareo,+ ary ianareo ho zanako lahy sy zanako vavy’,+ hoy i Jehovah,* ilay Mahery Indrindra.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara