Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Petera: Topy Maso 1 PETERA TOPY MASO 1 Fiarahabana (1, 2) Nateraka indray dia lasa manana fanantenana velona (3-12) Zanaka mankatò ianareo ka aoka ho masina (13-25) 2 Ataovy izay haniriana mafy ny teny (1-3) Vato velona aorina ho trano ara-panahy (4-10) Vahiny sy mpivahiny eo amin’izao tontolo izao (11, 12) Manaiky fahefana araka ny tokony ho izy (13-25) Kristy, ilay modely ho antsika (21) 3 Lehilahy sy vehivavy manambady (1-7) Miaraha ory; mitadiava fihavanana (8-12) Mijaly satria manao ny marina (13-22) Aoka ho vonona hiaro ny fanantenana (15) Batisa sy feon’ny fieritreretana madio (21) 4 Velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra, toa an’i Kristy (1-6) Efa manakaiky ny faran’ny zava-drehetra (7-11) Mijaly satria Kristianina (12-19) 5 Andraso ny andian’ondrin’Andriamanitra (1-4) Manetre tena ary miambena (5-11) Apetraho amin’Andriamanitra daholo izay mampanahy (7) Toy ny liona mierona ny Devoly (8) Teny famaranana (12-14)