FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • bi12 p. 1885
  • 6B Ireo Volana ao Amin’ny Baiboly

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 6B Ireo Volana ao Amin’ny Baiboly
  • Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6B Ireo Volana ao Amin’ny Baiboly

6B Ireo Volana ao Amin’ny Baiboly

Manomboka amin’ny tsinam-bolana, ka hatramin’ny tsinam-bolana manaraka, ny volana jiosy. (Is 66:23) Midika hoe volana ny hoe hôdesh (avy amin’ny fototeny midika hoe “vaovao”, Ge 7:11) sy yerah (29 andro sy tapany).

VOLANA FAHA-

TOETRANDRO

VOKATRA

APa

TPb

   

1

7

Miakatra ny rano, miempo ny lanezy

Fijinjana rongony, orza

2

8

Manomboka ny main-tany, orza

Fijinjana varimbazaha (faritra iva)

3

9

Vanin-taona mafana. Rivotra madio

Miakatra ny varimbazaha, aviavy, paoma

4

10

Mihamafana. Be ando

Voaloboka. Maina: zavamaniry, loharano

5

11

Faran’izay mafana

Manomboka ny fiotazam-boaloboka

6

12

Mbola mafana

Fiotazana antrendry sy aviavy

7

1

Mifarana ny hafanana. Tonga ny orana

Faran’ny fanangonam-bokatra. Asa tany

8

2

Orana madinika

Mamafy varimbazaha sy orza. Mioty oliva

9

3

Orana. Fanala. Misy lanezy ny havoana

Mitsiry ny ahitra

10

4

Mamirifiry. Orana. Mbola eo ny lanezy

Maitso ny toerana iva. Maniry ny voly

11

5

Mihena ny hatsiaka. Mitohy ny orana

Ny amandie mamony, aviavy mamontsina

12

6

Kotroka sy havandra matetika

Voasary. Mamony ny hazo sakafom-biby

13

 

Misy volana atao hoe Adara faharoa (Veadara), asisika impito ao anatin’ny 19 taona

[Kisary, pejy 1885]

(Jereo ny Baiboly)

1 NISANA (ABIBA) Martsa—Aprily

14: Paska

15-21: Mofo Tsy Misy Lalivay

16: Fanaterana voaloham-bokatra

Vary Orza

2 IARA (ZIVA) Aprily—Mey

14: Paska Faharoa (No 9:10-13)

Varimbazaha

3 SIVANA Mey—Jona

6: Fetin’ireo Herinandro (Pentekosta)

Aviavy Voalohany

4 TAMOZA Jona—Jolay

Voaloboka Voalohany

5 ABA Jolay—Aogositra

Voankazo Fahavaratra

6 ELOLA Aogositra—Septambra

Antrendry, Voaloboka, Aviavy

7 TISRY (ETANIMA) Septambra—Oktobra

1: Fitsofana trompetra

10: Andro Fandrakofam-pahotana

15-21: Fetin’ny Trano Rantsankazo na Fanangonam-bokatra

22: Fivoriambe manetriketrika

Asa Tany

8 HESVANA (BOLA) Oktobra—Novambra

Oliva

9 KISLEO Novambra—Desambra

25: Fetin’ny Fitokanana

Am-pahitra ny Biby fa Ririnina

10 TEBETA Desambra-Janoary

Maniry ny Zavamaniry

11 SEBATA Janoary—Febroary

Mamelana ny Amandie

12 ADARA Febroary—Martsa

14, 15: Porima

Voasary

13 VEADARA Martsa

a AP = Ara-pivavahana

b TP = Tsy Ara-pivavahana

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara