FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g01 8/8 p. 30
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—2001
Mifohaza!—2001
g01 8/8 p. 30

Avy Amin’ny Mpamaky

Fianarana Fiteny Misaotra noho ireo fanoloran-kevitra manampy tokoa, ao amin’ilay lahatsoratra hoe “Moa ve Ianao Te Hianatra Fiteny Vahiny?” (8 Janoary 2000) Nanomboka nianatra teny espaniola aho roa taona lasa izay, ary hita fa tena nisy nilana azy ny fahaizako an’io fiteny io. Nandritra ny fivoriambe iraisam-pirenena iray vao haingana mantsy, dia afaka nanampy Kristianina hafa maro avy tany amin’ny firenen-kafa aho.

K.L.R., Brezila

Telo taona izao no nianarako teny frantsay, ary tsy maintsy misaotra anareo aho noho ilay lahatsoratra. Tena nampahery ilay izy! Nanjary tapa-kevitra indray aho ny hanohy ny fianarako, ary manantena aho sady mivavaka mba hahafahako hampiasa ny fahaizako fiteny vahiny eo amin’ny lafim-panompoana kristianina, indray andro any.

L. C., Etazonia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara