FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • br78 p. 32
  • Asainay Ianao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asainay Ianao
  • Ny Vavolombelon’i Jehovah Amin’ny Taonjato Faha-20
  • Mitovitovy Aminy
  • Asainay Ianao
    Ny Vavolombelon’i Jehovah—Iza moa Izy Ireo? Inona no Inoany?
  • “Miteny Tsy An-kijanona ny Fanahy sy ny Ampakarina hoe: ‘Avia!’”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Aelezo amin-kasahiana ny fanasana hoe: “Avia!”
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mandrisiha ho Amin’ny Fitiavana sy ny Asa Tsara — Amin’ny Fomba Ahoana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
Hijery Hafa
Ny Vavolombelon’i Jehovah Amin’ny Taonjato Faha-20
br78 p. 32

Asainay Ianao

Ny Vavolombelon’i Jehovah dia manokana fotoana sy fiezahana ho amin’ny fanambarana hatraiza hatraiza ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra. Fifaliana lehibe ho azy ireo ny mahatsapa ny vokatry ny asany rehetra, dia vokatra azo noho ny fitarihan’Andriamanitra. Hitany ny olona ana hetsiny maro avy amin’ny tany rehetra sy ny toe-piainana rehetra, tafangona ao anatin’ny firaisan-tsaina tsy hita na aiza na aiza any an-toeran-kafa eo amin’izao tontolo izao. Hitany ny olona isan-karazany miala amin’ny fiainana tsy misy zava-kendrena, ny fahazaran-dratsy mampidi-doza sy ny fanaovana heloka bevava mba hananana hatramin’izao, fiainana feno fihavanana atokana amin’ny fanompoana an’Andriamanitra sy ny mpiara-belona aminy. Hitany ny hoe amin’ny fomba ahoana ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana no mandrava, tsy amin’ny fomba ara-panoharana fa araka ny tena izy sy raikitra, ireo fefy ara-pirenena, ara-pirazanana sy ara-tsosialy. Tsy azo ho azy izao akory izany fitiavana izany. Vokatry ny fanahin’Andriamanitra izy io.

Irin’ny Vavolombelon’i Jehovah mafy ny hahalala ny hafa misimisy kokoa sy hahalalana azy misimisy kokoa. Antenainay fa hanampy antsika hanatanteraka izany faniriana izany ireo andalan-tsoratra ireo. Raha maniry hahazo filazana hentitra kokoa ny amin’ny zavatra inoana sy ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah ianao, dia aza fady manorata amin’ny Watch Tower Society na manatona ireo Vavolombelona ao amin’ny toerana onenanao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara