FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • jt p. 32
  • Asainay Ianao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asainay Ianao
  • Ny Vavolombelon’i Jehovah—Iza moa Izy Ireo? Inona no Inoany?
  • Mitovitovy Aminy
  • Asainay Ianao
    Ny Vavolombelon’i Jehovah Amin’ny Taonjato Faha-20
  • Mandrisiha ho Amin’ny Fitiavana sy ny Asa Tsara — Amin’ny Fomba Ahoana?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
  • “Miteny Tsy An-kijanona ny Fanahy sy ny Ampakarina hoe: ‘Avia!’”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Ny Antony Ilanao Hanatrika Ireo Fivoriana Kristiana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1993
Hijery Hafa
Ny Vavolombelon’i Jehovah—Iza moa Izy Ireo? Inona no Inoany?
jt p. 32

Asainay Ianao

Faly izahay niresaka taminao tamin’ny alalan’ity bokikely ity. Antenainay fa faly ianao nahafantatra bebe kokoa momba ny Vavolombelon’i Jehovah. Asainay ianao hitsidika anay any amin’ny Efitrano Fanjakananay eo amin’ny faritra misy anao. Ho hitanao ny fomba itarihana ny fivorianay. Ho hitanao koa ny ezaka ataonay mba hiresahana amin’ny hafa ny vaovao tsara momba ny tany paradisa eo ambanin’ny Fanjakan’i Kristy.

Nampanantena izany Andriamanitra, araka ny teniny hoe: ‘Misy lanitra vaovao sy tany vaovao hitoeran’ny fahamarinana, ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.’ (2 Petera 3:13) Taonjato maro izay no lasa. Efa hifarana ilay fotoam-piandrasana, rehefa jerena ny zava-mitranga eran-tany.

“Satria hitanareo fa manakaiky ny andro”, hoy ny apostoly Paoly, dia “aoka koa [ianareo] hifampihevitra mba handrisika ho amin’ny fitiavana sy ny asa tsara, ka tsy hahafoy ny [ fiarahana] mivory.” (Hebreo 10:24, 25) Asainay ianao hanaraka ny torohevitr’i Paoly mba hiara-mivory aminay.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara