Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
“Izaho, Jehovah Andriamanitrao, no mampianatra anao hahita soa sady mitarika anao amin’ny làlana tokony halehanao.”—Isaia 48:17.
© 2001
WATCH TOWER BIBLE AND TRACT SOCIETY OF PENNSYLVANIA
Tsy azo adika na alain-tahaka
Mpampanonta
WATCHTOWER BIBLE AND TRACT SOCIETY OF NEW YORK, INC. Brooklyn, New York, U.S.A.
Pirinty natao tamin’ny 2012
Tsy natao hamidy ity boky ity. Ny famoahana azy ity dia anisan’ny asa fampianarana Baiboly maneran-tany tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, ireo andinin-tenin’ny Baiboly dia nalaina avy ao amin’ny Fandikan-teny Malagasy (1997).