LAFINY SASANY MAMPIAVAKA AN’ITY BOKY ITY
Sora-baventy daholo ny lohatenin’ireo lahatsoratra
ARONA (Arôna). Zanakalahin’i Amrama sy Jokebeda izay samy avy amin’ny fokon’i Levy. Teraka tany Ejipta i Arona, tamin’ny 1597 T.K. I Levy no dadan’ny dadabeny. (Ek 6:13, 16-20) I Miriama no zokiny vavy, ary i Mosesy no zandriny lahy. Telo taona ny elanelan’izy sy Mosesy.
Sora-matevina ny lohatenikely
Tamin’ny andro nanjakan’i Davida sy Solomona. Toa efa lasa mpanjaka i Davida vao natao mpisoronabe i Abiatara. Misy manam-pahaizana milaza fa nasain’i Saoly Mpanjaka napetraka teo amin’ny toeran’ny mpisoronabe hisolo an’i Ahimeleka i Zadoka, rehefa maty i Ahimeleka Mpisoronabe.
Sora-mandry matevina ny fizarana eo ambanin’ny lohatenikely
Toro lalana ho an’ny Kristianina. Asongadin’ny Soratra Grika Kristianina fa tsy maintsy tia vahiny (gr.: ksenôs) ny Kristianina. Hoy ny apostoly Paoly: “Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny [gr.: filôksenias,
Fanononana
ABEDNEGO (Abednegô) [mety hidika hoe Mpanompon’i Nebo [andriamanitra babylonianina]]. Anarana nomena an’i Azaria, izay anisan’ireo Jiosy tanora tarana-mpanjaka na andriana nentin’i Nebokadnezara ho babo, tamin’ny
Dikan’ny anarana
ELIA (Elìa) [Andriamanitro i Jehovah].
1. Iray tamin’ireo mpaminany lehibe teo amin’ny Israely. Toa avy any amin’ny tanàna kelin’i Tisbe izy, any Gileada, any atsinanan’ny Reniranon’i Jordana. (1Mp 17:1) Nanomboka naminany
Fanontaniana valiana ao amin’ny fehintsoratra manaraka
Nahoana i Arona no tsy nosazina rehefa nanao an’ilay zanak’omby volamena?
Marina fa nanana tombontsoa niavaka i Arona, nefa nanana fahalemena koa izy. Tamin’i Mosesy nijanona voalohany nandritra ny 40 andro tany amin’ny Tendrombohitra Sinay, dia
Natao nomerao samy hafa amin’ny sora-matevina eo am-piandohan’ny fehintsoratra ny olona na toerana mitovy anarana
1. Lehilahy iray korahita notendren’i Davida ho mpiandry vavahady. I Eliho-enay no fahafito tamin’ireo zanakalin’i Meselemia, izay anisan’ny fokon’i Levy.—1Ta 26:1-3.
2. Zanakalahin’i Zerahia. Niaraka tamin’i Ezra i Eliho-enay sy ny 200 lahy, avy tamin’ny fianakaviamben’i Pahata-moaba, rehefa niala tany Babylona i Ezra ka niverina tany Jerosalema.
Misy fanondroana lahatsoratra ahitana fanazavana hafa tena ilaina na fanondroana sary sy sarintany
nampiasaina tamin’ny taona 15 tany ho any. (SARY, Boky Faha-2, p. 544) (Ampit. Lk 3:1, 2.) Porofo izany fa nampiasa denaria misy ny sarin’io Kaisara io tokoa i Jesosy. (Mr 12:15-17) Hita tao Kaisaria koa ny vato fisaka iray misy anarana latinina hoe Pontius Pilatus sy Tiberieum. Porofoin’izy io fa tena governora romanina tany Jodia i Pontio Pilato.—Jereo PILATO; SARY, Boky Faha-2, p. 741.
Nomena ny lanja sy refy ary sandam-bola amin’izao mifanitsy amin’ireo resahin’ny Baiboly
Novidin’i Hosea farantsa volafotsy 15 (raha sekely dia 33 dolara) sy vary orza eran’ny homera sy tapany (330 L) i Gomera vadiny, izay nanitsakitsaka azy. (Ho 1:3; 3:1, 2) Nisy mpivaofy teny nilaza fa vidin’andevo iray (farantsa volafotsy 30, na 66 dolara) ny tontalin’ireo. (Ek 21:32) Lafarinina
Hazavaina ao amin’ny Boky 1, pejy 1277, 1278 ny fanafohezana rehetra
ao amin’ny 1 Samoela 6:18. “Vato lehibe” na “vatolampy lehibe” fotsiny anefa no hita ao amin’ny Baiboly maoderina maromaro. (Ampit. Prot.; Kat.; DIEM.)
Natao anaty fononteny ny anaran-tanàna amin’ny fiteny hafa (matetika amin’ny teny hebreo maoderina)
Voalaza fa teo amin’ny dongona Tell el-Fokkar (Tel ʽAkko) no nisy an’io tanàna kananita io, tamin’ny andron’ny Mpitsara. Tokotokony ho 1 km avy eo amin’ilay helodranomasina no nisy azy io, izany hoe 1,8 km any atsinanan’ny mandan’ilay antsoina ankehitriny hoe Tanàna Tranainy.
Toerana na tanàna hita eo amin’ny sarintany, ary andinin-teny milaza ny zava-nitranga tao, nandritra ny fotoana resahin’ilay lahatsoratra
TOERANA SY TANÀNA—Andinin-teny misy azy
Ay
Beri-sheba
Betela
Damaskosy
Dana
Gerara