FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Abihoda”
  • Abihoda

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Abihoda
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Tetirazan’i Jesosy Kristy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Eliakima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Matio, Filazantsaran’i
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mesia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Abihoda”

ABIHODA

(Abihòda) [mety hidika hoe Ny Ray no Voninahitra].

1. Taranak’i Benjamina avy tamin’i Bela zanany lahimatoa.​—1Ta 8:1-3.

2. Taranak’i Zerobabela sady razamben’i Kristy Jesosy. (Mt 1:13) Mety hidika hoe “lasa razamben’i” ilay hoe “niteraka an’i” ao amin’ny Matio, araka ny teny tany am-boalohany. Misy manam-pahaizana milaza fa mety ho i Abihoda ihany ilay “Joda” resahin’ny Lioka 3:26. Tsy voatery ho olona iray ihany anefa ireo, satria mifanitsy fotsiny fa tsy mitovy tanteraka ny tetirazana nosoratan’i Matio sy ilay nosoratan’i Lioka. Ao amin’ny Tantara Voalohany kosa no ahitana tetirazana misy lisitra feno kokoa. Anisan’ny razamben’ny Mesia koa i Eliakima zanakalahin’i Abihoda.​—Mt 1:13.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara