FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Agabo”
  • Agabo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Agabo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Klaodio
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • “Aoka ny Sitrapon’i Jehovah no Hatao”
    ‘Torio Amin’ny Fomba Feno ny Fanjakan’Andriamanitra’
  • Antiokia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kaisaria
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Agabo”

AGABO

(Agàbo).

Mpaminany kristianina nidina tany Antiokia any Syria, niaraka tamin’ny mpaminany hafa, tamin’ilay taona nipetrahan’i Paoly tany. Avy tany Jerosalema izy ireo no niainga.

Notarihin’ny fanahy i Agabo, mba hilaza fa “tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany onenana.” (As 11:27, 28) Tanteraka tokoa ilay faminaniana tamin’ny andron’i Klaodio Mpanjaka (41-54). Niresaka momba an’io “mosary lehibe” io ilay Jiosy mpahay tantara atao hoe Josèphe.​—Rakitry ny Ela Jiosy, (XX, 51 (ii, 5); XX, 101 (v, 2).

Tonga tany amin’i Paoly tany Kaisaria i Agabo, rehefa hifarana ny dia misionera farany nataon’i Paoly (taona 56 tany ho any). Nalainy ny fehikibon’i Paoly ka nofatorany tamin’iny ny tongotra aman-tanany, mba hampahafantarana fa hosamborina i Paoly any Jerosalema.​—As 21:8-11.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara