FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Girgasita”
  • Girgasita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Girgasita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Kanana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Abrahama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Toerana Nalehan’i Abrahama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Girgasita”

GIRGASITA

(Girgasìta).

Taranak’i Hama avy tamin’i Kanana. (Ge 10:6, 15, 16; 1Ta 1:8, 13, 14) Nonina tany andrefan’i Jordana izy ireo. Firenena natanjaka ny Girgasita sy ny firenena kananita enina hafa, kanefa resin’ny Israelita satria natolotr’i Jehovah teo an-tanan’izy ireo. (De 7:1, 2; Js 3:10; 24:11) Notanterahin’Andriamanitra tokoa ny fampanantenany tamin’i Abrahama, taonjato maro talohan’izay. (Ge 15:13-21; Ne 9:7, 8) Tena nisy ny Girgasita, satria nahitana ny anarana hoe “Girgasa” sy “Ben-girgasa” tao amin’ny asa soratra ogaritika.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara