FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Minita”
  • Minita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Minita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Jefta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Varimbazaha
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpitsara Nanafaka ny Israely Tamin’ny Fampahoriana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hesbona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Minita”

MINITA

(Minìta).

Iray tamin’ireo tanàna amonita 20 resin’i Jefta, taorian’ny nanaovany voady tamin’i Jehovah. (Mpts 11:30-33) Taonjato maro tatỳ aoriana, dia voalaza fa anisan’ny entam-barotr’i Tyro ny “varimbazaha avy any Minita.” (Ezk 27:2, 17) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Minita. Iray amin’ny toerana mety ho nisy azy anefa i Kirbet Hanizeh (Omm el Hanafish), tokotokony ho 6 km any atsinanana avaratratsinanan’i Hesbona.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara