MITNITA
(Mitnìta).
Teny ilazana ny fiavian’i Josafata lehilahy mahery tao amin’ny tafik’i Davida. Tsy fantatra na toerana na fianakaviana niavian’i Josafata ny hoe “Mitnita.”—1Ta 11:26, 43.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.