FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Molada”
  • Molada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Molada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Simeona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tanàna Tafiditra ao Amin’ny Faritanin’ny Foko Hafa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Joda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nahatanteraka ny Fanirian’ny Fony Izy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1994
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Molada”

MOLADA

(Molàda) [avy amin’ny fototeny midika hoe “miteraka”].

Iray tamin’ireo tanàna nomena ny fokon’i Simeona tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. An’ny fokon’i Simeona foana i Molada hatramin’ny fotoana nanjakan’i Davida, fara faharatsiny. (Js 15:21, 26; 19:1, 2; 1Ta 4:24, 28, 31) Ny taranak’i Joda no niverina nonina tao, taorian’ny sesitany.​—Ne 11:25, 26.

Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Molada.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara