FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Sebata”
  • Sebata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Sebata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kalandrie
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2022
  • Fianarana Faha-2 — Ny Fotoana sy ny Soratra Masina
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Aba, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Sebata”

SEBATA

(Sebàta).

Volana jiosy faha-11 tamin’ny kalandrie ara-pivavahana, taorian’ny sesitany, fa faha-5 kosa tamin’ny kalandrie tsy ara-pivavahana (Za 1:7; De 1:3; 1Ta 27:14), ary mifanitsy amin’ny faramparan’ny Janoary sy voalohandohan’ny Febroary. Tsy fantatra ny tena dikan’ny hoe Sebata.

Tao anatin’ny ririnina io volana io. Tsy nirotsaka be intsony ny orana, nefa mbola nisinisy ihany. Nidina ho 7° C teo ho eo ny mari-pana tao Jerosalema, ary 17° C teo ho eo ny teny amoron-tsirak’i Mediterane. Namony mavokely sy fotsy ny hazo amandie izay voalohany namelana tao anatin’ny ririnina, ary famantarana fa efa ho avy ny lohataona.

Tsy nisy fety tamin’ny Sebata, raha jerena ny Baiboly.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara