FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w85 15/6 p. 32
  • Nahay nitana ny sain’izy ireo izy io

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahay nitana ny sain’izy ireo izy io
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
w85 15/6 p. 32

Nahay nitana ny sain’izy ireo izy io

Fotoana vitsivitsy izay, ireo mpampanonta ity gazety ity dia nahazo izao taratasy manaraka izao: “Mpampianatra amin’ny sekoly fanabeazana fototra aho. Indray andro dia nitondra ho ahy Ny bokiko misy fitantarana avy ao amin’ny Baiboly ny anankiray tamin’ireo mpianatro mba hamakiako izany amin’ny kilasy manontolo. Araka ny fantatro, dia io no hany boky voasoratra sahaza ary araka ny fomba fanoratra mety hitana ny sain’ny mpianatra iray amin’ny fanabeazana fototra. Na manao ahoana na manao ahoana dia azoko atao ny milaza aminareo fa ireo ankizy dia nankasitraka tokoa ny tantara raketiny (...). Hahita taratasim-bola miaraka amin’ity ianareo. Azafady mba andefaso anankiray amin’io boky io aho.”

Ianao koa dia afaka mahazo io boky 256 pejy feno sary mahavariana io. Raha irinao izany dia avereno ny tapakila famaliana eto ambany amin’ny anankiray amin’ireo adiresy voatondro eo amin’ny pejy faharoan’ity gazety ity.

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba mety hahazoako ilay boky hoe Ny Bokiko misy fitantarana avy ao amin’ny Baiboly.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara