FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w87 15/5 p. 32
  • Manambara ho avy mamirapiratra izy io

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Manambara ho avy mamirapiratra izy io
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
w87 15/5 p. 32

Manambara ho avy mamirapiratra izy io

Tsinjo eo matetika kokoa ny alahelo sy faharavana, satria mandia fahasahiranam-be izao tontolo izao. Endrey ny fifanoheran’izany amin’ny hafatra voarakitra ao amin’ilay boky vaovao hoe Sécurité universelle sous le Règne du “Prince de paix”! “Raha vao nosokafako ilay izy, dia mirana ny endriko, hoy ny nosoratan’ny mpamaky iray. Kanto tokoa ireo sary, mampisongadina aoka izany, ary ny farany, izay mampiseho izao rehetra izao manontolo miadana, dia mahatalanjona.”

Manohy toy izao izy: “Nameno hafaliana ny foko io boky io. Nientana fatratra aho ka tsy tanako ny hamaky mafy tapany avy aminy tamin’ny vadiko. Ary ankehitriny, tsy vitako ny hametrapetraka ity bokikely ity — mirakitra hafatra lehibe —, fa mbola manohy migoka amin’izany matetika araka izay azo atao aho mandritra ny andro. Manala hetaheta mihoatra noho ny rian-drano mangatsiatsiaka indrindra avy any an-tendrombohitra izy io.”

Mangataha iray aminy àry!

Aza fady mba ampahafantaro ahy ny fomba hahazoako ny boky mifono baoritra 192 pejy manao hoe Sécurité universelle sous le Règne du “Prince de paix”.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara