FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w91 1/10 p. 32
  • Inona no fanantenana ho an’ny maty?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no fanantenana ho an’ny maty?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
w91 1/10 p. 32

Inona no fanantenana ho an’ny maty?

Nanoratra toy izao ny vehivavy iray any Augusta, any Georgia, Etazonia: “Vao haingana aho no namoy ny zandriko vavy tamin’ny lozam-piarakodia nahafaty iray. Vao 18 taona monja izy, tomady ary nadiva hahavita ny fianarana nataony. Nahita roa tamin’ireo traktrareo nipetraka teo ambonin’ny voninkazo teo amin’ny fasany aho. Nanampy ahy izy ireo ary tiako ny hanafatra ilay boky anaovanareo fanolorana ao anatiny.”

Nangataka ilay boky hoe Azonao atao ny hiaina mandrakizay ao amin’ny paradisa eto an-tany, ilay ramatoa. Hoy izy namarana ny teniny: “Inoako fa hanampy ahy sy ny fianakaviako izy io mba hanana fahatakaran-javatra sy fiadanana ao anatinay.”

Raha maniry hahazo iray amin’io zavatra vita an-tsoratra feno sary tsara tarehy io ianao, dia fenoy, aza fady, ary alefaso paositra ilay tapakila eto ambany. (Raha mipetraka any ivelan’i Madagasikara ianao, dia manorata any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-2 mba hahazoana fanazavana.)

Iriko ny hahazo iray amin’ilay boky 256 pejy mifono baoritra hoe Azonao atao ny hiaina mandrakizay ao amin’ny paradisa eto an-tany. Ampiarahiko ny fandraisana anjara an-tsitrapo 2400 FMG.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara