FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w04 15/3 p. 32
  • Ilay Andro Tokony Hotsarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ilay Andro Tokony Hotsarovana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2004
w04 15/3 p. 32

Ilay Andro Tokony Hotsarovana

NAMPANDALOVIN’I Jesosy Kristy teo amin’ny apostoliny ny mofo tsy nasiana leviora sy ny divay mena, ny alina talohan’ny hahafatesany. Hoy koa izy tamin’izy ireo: “Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.”​—Lioka 22:19.

Mifanitsy amin’ny alahady 4 Aprily, aorian’ny filentehan’ny masoandro, ny fitsingerenan’io fisehoan-javatra io amin’ity taona ity. Hivory ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany amin’io alina io, mba hankalaza ny Fahatsiarovana, araka ny nandidian’i Jesosy azy. Asaina amim-pitiavana ianao mba hiaraka amin’izy ireo. Mba anontanio ny Vavolombelon’i Jehovah eo amin’ny misy anao ny ora marina sy ny toerana hanaovana io fivoriana manokana io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara