Pejy Roa Amby Telopolo
◼ Olona maro no mivavaka amin’Andriamanitra hoe: ‘Ho tonga anie ny fanjakanao’? Inona no tena angatahin’izy ireo amin’izany?
◼ Mila mieritreritra aloha vao miteny. Ahoana no hahavitanao izany?
◼ Tamin’ny alalan’ny evolisiona ve no namoronan’Andriamanitra ny olombelona?
◼ Iza moa i Elia, ary inona no azontsika ianarana avy aminy?
◼ Inona no manaporofo fa tsy nosoratana taorian’ny nisehoan’ny tantara ireo faminaniana ao amin’ny Baiboly?
◼ Nahoana i Jehovah Andriamanitra no lazaina hoe Ray tsara indrindra?
◼ Tamin’ny alina nahaterahan’i Jesosy ve ireo magy, na mpanandro, no nitondra fanomezana ho azy?