Pejy Roa Amby Telopolo
◼ Inona no hanampy anao hilamin-tsaina, na eo aza ny fahantrana sy aretina, ary na fantatrao aza fa efa ho faty ianao?
◼ Nahoana no tokony hatao amin’ny anaran’i Jesosy ny vavaka? Misy antony telo resahina ato.
◼ Nahoana no lazaina fa toy ny afo ny lelan’ny olona?
◼ Nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny fijaliana?
◼ Inona matetika no zava-tsarotra atrehin’ny reny miasa any ivelan’ny tokantranony?