Pejy Roa Amby Telopolo
◼ Inona no mampiavaka ny Baiboly amin’ireo boky maro manome torohevitra? Jereo ny pejy 4.
◼ Fantatrao ve ny ezaka mafy natao mba handikana Baiboly tamim-piafenana? Jereo ny pejy 8.
◼ Andriamanitra iray ihany ve no ivavahan’ny olona rehetra? Jereo ny pejy 12.
◼ Ahoana izany hoe mitory ny vaovao tsara any amin’ny faritra avaratr’i Siberia izany, izany hoe any ankoatra ny Faribolan-tendrontany Avaratra? Jereo ny pejy 24.
◼ Iza no afaka mampionona sy manampy anao raha kivy ianao na very hevitra tanteraka? Jereo ny pejy 28.