Loha Hevitra ato Anatiny
1 Desambra 2011
Sazy avy Amin’Andriamanitra ve ny Loza?
MATOAN-DAHATSORATRA
3 Manasazy Antsika ve Andriamanitra?
4 Nahoana no be dia be ny Loza?
LAHATSORATRA MAHAZATRA
16 Ianaro ny Tenin’Andriamanitra: Ahoana no Hahaizana Mifidy Namana?
26 Manatòna An’Andriamanitra, “Masina, Masina, Masina i Jehovah”
30 Ampianaro ny Zanakao: Nantsoina hoe “Zanaky ny Varatra” Izy Ireo
HO HITANAO ATO KOA
11 Iza no Mahalaza ny Hevitry ny Faminaniana?
18 Ny Anaran’Andriamanitra sy ny Ezaka Nataon’i Alfonso de Zamora
23 “Misy Fotoana Itiavana ary Misy Fotoana Ankahalana”
27 Te Hitovy Tamin’ny Zanakavavin’i Jefta Aho