FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp16 No. 2 p. 1
  • Nahoana i Jesosy no Nijaly sy Maty?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nahoana i Jesosy no Nijaly sy Maty?
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
wp16 No. 2 p. 1
Tilikambo Fiambenana, No. 2 2016 | Nahoana i Jesosy no Maty?

Nahoana i Jesosy no Nijaly sy Maty?

No. 2 2016

FAHATSIAROVANA NY NAHAFATESAN’I JESOSY | ALAROBIA 23 MARTSA 2016

© 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

NY TILIKAMBO FIAMBENANA dia natao hanomezana voninahitra an’i Jehovah Andriamanitra, ilay Mpanjakan’izao rehetra izao. Mampahery ny vaovao tsara voalaza ato, dia ny hoe kely sisa ny Fanjakan’Andriamanitra any an-danitra dia hanafoana ny faharatsiana rehetra ary hanova ny tany ho paradisa. Mampirisika ny olona ity gazety ity mba hino an’i Jesosy Kristy, izay efa Mpanjakan’io Fanjakana io izao. Nahafoy ny ainy mantsy izy mba hahazoantsika fiainana mandrakizay. Tamin’ny 1879 ity gazety ity no nanomboka navoaka, ary tsy momba ny atsy na ny aroa amin’ny politika. Avy ao amin’ny Baiboly ny zavatra resahina ato.

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.

Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara