Fampidirana
AHOANA NY HEVITRAO?
Inona ny soa horaisinao avy amin’ity andinin-teny malaza ity?
“Lehibe tokoa ny fitiavan’Andriamanitra an’izao tontolo izao, ka nomeny ny Zanany lahitokana.”—Jaona 3:16.
Horesahina ato amin’ity Tilikambo Fiambenana ity hoe inona ny soa horaisintsika noho i Jesosy nijaly sy maty ho antsika.