Gazety Fianarana
Jona 2016
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 1-28 AOGOSITRA 2016
© 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
TRINITÉ
Be dia be ny mpanjono mipetraka any amoron-tsirak’i Trinité sy Tobago. Matetika ny Vavolombelon’i Jehovah any no manararaotra mitory amin’izay mpanjono hitany
MPITORY
9 679
MPIANATRA BAIBOLY
11 331
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2015)
24 103
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.