Loha Hevitra ato Anatiny
3 Nahafoy Tena izy Ireo: Ghana
29 AOGOSITRA–4 SEPTAMBRA
7 Aza Variana Manangona Fananana, fa Katsaho Ilay Fanjakana
Nasain’i Jesosy hanao loha laharana an’ilay Fanjakana isika, fa tsy hanangona fananana. Inona no hanampy antsika tsy ho tia harena, fa hanana fiainana tsotra ka hifantoka amin’ny fanompoana? Handinika ampahany amin’ny Toriteny teo An-tendrombohitra ao amin’ny Matio 6:25-34 isika.
5-11 SEPTAMBRA
13 Nahoana Isika no Tokony ‘Hiambina Hatrany’?
Mankatò an’i Jesosy isika, ka ‘miambina hatrany’ amin’izao andro farany izao. (Mat. 24:42) Mila mitandrina anefa isika sao lasa variana na tsy mailo, ka tsy ho vonona rehefa tonga izy. Hazavaina ao hoe inona no hanampy antsika hiambina foana.
18 “Aza Matahotra fa Hanampy Anao Aho”
12-18 SEPTAMBRA
21 Ankasitraho ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoan’i Jehovah
19-25 SEPTAMBRA
26 Torio ny Vaovao Tsara Momba ny Hatsaram-panahy Tsy Manam-paharoa
Resahina ao ny soa be dia be azontsika noho i Jehovah tena tsara fanahy. Hazavaina ao koa hoe raha mankasitraka an’izany isika, dia hampahafantatra amin’ny olona hoe inona no tokony hataony raha tiany ny handray soa amin’ny hatsaram-panahin’i Jehovah.