FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w16 Oktobra p. 2
  • Loha Hevitra Ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra Ato Anatiny
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
w16 Oktobra p. 2

Loha Hevitra Ato Anatiny

3 Tantaram-piainana​ Niezaka Nanahaka An’ireo Modely Tsara Aho

28 NOVAMBRA–4 DESAMBRA

8 “Aza Hadinoina ny Fitiavana Mandray Vahiny”

5-11 DESAMBRA

13 Manompo any Amin’ny Fiangonana Miteny Vahiny ve Ianao?

Lasa be dia be olona samihafa fiaviana tato ho ato ao amin’ny fiangonana eran-tany. Hanampy antsika handray tsara an’ireo olona avy any an-tany hafa tonga mivory ilay lahatsoratra voalohany. Ilay faharoa kosa hiresaka hoe inona no azonao atao mba hifandraisana tsara amin’i Jehovah foana, raha ao amin’ny fiangonana miteny vahiny no misy anao.

18 Miezaha Hanana “Fahendrena” Foana

12-18 DESAMBRA

21 Tena Mino ny Fampanantenan’i Jehovah ve Ianao?

19-25 DESAMBRA

26 Asehoy hoe Tena Mino ny Fampanantenan’i Jehovah Ianao

Hita ao amin’ireo lahatsoratra ireo izay lazain’ny Hebreo 11:1 momba ny finoana. Ilay lahatsoratra voalohany miresaka hoe ahoana no hananana finoana matanjaka foana. Ilay faharoa kosa manazava hoe nahoana no tsy ampy ny mahalala an’izay hataon’i Jehovah ho antsika, raha tena manam-pinoana isika.

31 Fantatrao Ve?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara