FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w17 Martsa p. 1-2
  • Gazety Fianarana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Gazety Fianarana
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
w17 Martsa p. 1-2
Ny Tilikambo Fiambenana Gazety Fianarana, Martsa 2017

Gazety Fianarana

MARTSA 2017

LAHATSORATRA HIANARANA NY: 1-28 MEY 2017

© 2016 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania

SARY EO AMIN’NY FONONY:

ROMANIA

Anti-panahy iray sy ny vadiny, mitory any amin’ny faritra avaratr’i Romania. Hitan’izy ireo hoe mety tsara ny mitory rehefa alahady aorian’ny fivoriana. Vehivavy roa mpiray tanàna aminy, eo am-pikarakarana volon’ondry, no itorian’izy ireo eto.

MPITORY

40 575

MPIANATRA BAIBOLY

25 623

MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2015)

78 300

Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.

Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.

Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara