Loha Hevitra Ato Anatiny
2-8 APRILY 2018
3 Miezaha Hanam-pinoana sy Hankatò toa An’i Noa sy Daniela ary Joba
9-15 APRILY 2018
8 Mahafantatra Tsara An’i Jehovah toa An’i Noa sy Daniela ary Joba ve Ianao?
Betsaka amin’ny olana mahazo antsika no efa natrehin’i Noa sy Daniela ary Joba. Inona no nanampy azy ireo hanam-pinoana sy hankatò an’i Jehovah? Ahoana no nahalalan’izy ireo tsara an’i Jehovah, ka nahatonga an-dry zareo tsy hivadika? Hamaly an’izany ireo lahatsoratra roa ireo.
13 Tantaram-piainana: Hain’i Jehovah ny Zava-drehetra
16-22 APRILY 2018
18 Ahoana Izany hoe Olona Araka ny Fanahy?
23-29 APRILY 2018
23 Miezaha mba ho Olona Araka ny Fanahy
Hodinihintsika ao amin’ny lahatsoratra voalohany hoe ahoana izany hoe olona araka ny fanahy, ary inona no azontsika ianarana avy amin’ny olona araka ny fanahy. Horesahina ao amin’ny lahatsoratra faharoa hoe inona no hanampy antsika ho olona araka ny fanahy, ary inona no ho vokatr’izany eo amin’ny fiainantsika.