Gazety Fianarana
MEY 2018
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 9 JOLAY–5 AOGOSITRA 2018
© 2018 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
SARY EO AMIN’NY FONONY:
SIERRA LEONE
Mpisava lalana roa any Freetown, renivohitra, manome taratasy mivalona olona iray eny an-dalana, amin’ny vanim-potoanan’ny orana
MPITORY
2 171
MPIANATRA BAIBOLY
5 291
MPANATRIKA NY FAHATSIAROVANA (2017)
8 831
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo.
Midira ao amin’ny www.pr2711.com/mg, raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.