Loha Hevitra ato Anatiny
3 Nahafoy Tena Izy Ireo: Myanmar
3-9 SEPTAMBRA 2018
7 Mila Sitraka Amin’iza Ianao?
Mila sitraka amin’ny tontolon’i Satana ny olona maro. Ny hoe ankasitrahan’i Jehovah anefa no tsara indrindra. Horesahina ao amin’io lahatsoratra io hoe nahoana isika no tokony hifantoka amin’izany. Hodinihintsika ao koa hoe manao zavatra tsy ampoizina i Jehovah indraindray mba hampisehoana hoe ankasitrahany ny mpanompony tsy mivadika.
10-16 SEPTAMBRA 2018
Tsy nahazo nankany amin’ny Tany Nampanantenaina i Mosesy, lehilahy tsy nivadika. Ho hitantsika ao amin’io lahatsoratra io ny antony. Hodinihintsika ao koa hoe inona no hanampy antsika tsy hanao hoatran’ny nataony.
17-23 SEPTAMBRA 2018
17 “Iza no Momba An’i Jehovah?”
24-30 SEPTAMBRA 2018
An’i Jehovah ny olombelona rehetra. Rariny àry raha mitaky ny hanompoana azy irery ihany izy. Misy anefa miseho ho tsy mivadika aminy sady tsy mankatò azy ihany. Handray lesona avy amin’ny tantaran’i Kaina, Solomona, Mosesy, ary Arona isika ao amin’ny lahatsoratra voalohany. Ho hitantsika ao amin’ny lahatsoratra faharoa hoe ahoana no azontsika ampisehoana amin’i Jehovah fa mankasitraka azy isika, satria nekeny ho vahoakany.
27 Miezaha Hangoraka ny “Karazan’olona Rehetra”
30 Tianao ve ny Fianaranao Baiboly Raha Misy Vokany sy Mahafinaritra Kokoa?