Gazety Fianarana
FEBROARY 2019
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 8 APRILY–5 MEY 2019
© 2018 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Faly i Jehovah rehefa tia ny zanany ny ray aman-dreny sady nitaiza sy nampianatra azy ireo. Tiany koa raha tsy natahotra ny ankizy fa nahazo aina tsara (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 9, fehintsoratra 7-8)