Azo Jerena Ao Amin’ny JW.ORG:
TAHAFO NY FINOANY
Elia: Niaritra Hatramin’ny Farany Izy
Nanana finoana matanjaka i Elia, ka nahavita niaritra. Hampahery antsika ny tantarany satria miaritra ny mafy hoatr’azy koa isika.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > FINOANA AN’ANDRIAMANITRA.)
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Niaiky ny lehilahy iray fa tena manova olona tokoa ny Baiboly. Jiolahim-boto mantsy izy taloha nefa niova. Lasa mifandray tsara amin’Andriamanitra izy izao.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > FIADANAN-TSAINA & FAHASAMBARANA.)