Azo Jerena ao Amin’ny JW.ORG:
TAHAFO NY FINOAN’IZY IREO
“Niraiki-po Be Tamin’i Davida” i Jonatana
Tsy nitovy taona ry zareo sady tsy nitovy fari-piainana nefa lasa mpinamana be. Ahoana no nahatonga an’izany? Tianao koa ve raha lasa mpinamana be ianao sy ny namanao? Sa ianao vao mitady namana? Mety aminao io lahatsoratra io.
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > FINOANA AN’ANDRIAMANITRA > TAHAFO NY FINOANY.)
NISY NAMORONA VE?
Ny Fahaizan’ny Vitsika Manadio ny Tandrony
Mila madio foana io bibikely io raha tsy te ho faty. Ahoana no anaovany an’izany?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > SIANSA & BAIBOLY > NISY NAMORONA VE?)