Fampandrenesana
* Zavatra atolotra amin’ny aprily sy may: Famandrihana herintaona amin’ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana na La Tour de Garde na Réveillez-vous! amin’ny sarany 14.650 FMG (Par Avion). Raha toa ka lavina ny fanolorana dia azo atao ny manolotra gazety roa miaraka amin’ny bokikely iray ohatra Mifalia amin’ny sarany 540 FMG.