FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/90 p. 2
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 5/90 p. 2

Fampandrenesana

* Zavatra atolotra amin’ny May: Famandrihana PAR AVION amin’ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana na La Tour de Garde na Réveillez! amin’ny sarany 11000 FMG ny herintaona. Ny mpitory maharitra dia handrotsaka 9000 FMG amin’ny mpikarakara. Ny saran’ny famandrihana enim-bolana dia 5.500 FMG ho an’ny mpitory ary ny mpitory maharitra dia handrotsaka 4500 FMG amin’ny mpikarakara. Manomboka manan-kery io sarany vaovao io amin’ny 1 may 1990. Raha toa ka lavina ny fanolorana dia azo atao ny manolotra gazety roa miaraka amin’ny bokikely mitovy habe amin’ny Mifalia amin’ny sarany 540 FMG.

* Zavatra atolotra amin’ny jona: Boky fanao am-paosy “Ny fomba hahavelomanao ao amin’ny tany vaovao iray na voky hafa 192 pejy amin’ny sarany 800 FMG.

* Zavatra atolotra amin’ny volana jolay sy aogositra 1990: Bokikely lehibe velarana sahala amin’ny Mifalia afa-tsy “Ny Sekoly sy ny Vavolombelon’i Jehovah” amin’ny sarany 240 FMG.

* Raha misy fiovana amin’ny toerana hanaovanareo ny fivorianareo na ny ora hanaovanareo ny fivoriana dia iangavy ianareo mba hampahafantatra izany amin’ny Sampana.

* FANITSIANA: wMG 15/07/88 pejy faha-28, fehintsoratra faha-15, fehezan-teny farany. Ny hoe ray aman-dreny sasany tany Korea dia tokony hovana hoe havan’i Kora sasany. Ny tsirairay dia afaka manao an’io fanitsiana io ao amin’ny gazetiny manokana ao amin’ny Tilikambo Fiambenana.

* Tianay ny mampahatsiahy anareo fa atoato dia ho foananay ny kaonty ao amin’ny “C.C.P” izay mitondra ny No 220-00, izany hoe tsy hiasa intsony io kaonty io. Noho izany dia miangavy indrindra ny mpikambana rehetra eran’ny Nosy izahay mba tsy handrotsaka intsony vola amin’ny C.C.P 220-00. Dia misaotra anareo noho ny fiaraha-miasa!

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara