FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/90 p. 4
  • Vaovao teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Mitovitovy Aminy
  • Mahita fitomboana ny “takela-metaly mihodinkodina”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
  • Tongava soa amin’ireo Fivoriamben’ny Distrika “Ireo Tia Fahafahana”!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
  • Vavolombelon’i Jehovah — Tatitry ny Diary 1996
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1996
  • Vavolombelon’i Jehovah — Tatitry ny Diary 1998
    Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 5/90 p. 4

Vaovao teokratika

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany 2B izay natao teto Antananarivo dia nahitana mpanatrika 725 ary 15 no natao batisa. Izany dia natao teto Antananarivo tamin’ny 3 sy 4 martsa 1990.

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany 2D izay natao teto Antananarivo tamin’ny 17 sy 18 martsa 1990 dia nahitana mpanatrika 810 ary 4 no natao batisa.

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany izay natao tany TOAMASINA tamin’ny 10 sy 11 martsa 1990 dia nahitana mpanatrika 700 ary 21 no natao batisa. Nisy solontena avy tany Sainte-Marie sy Mananara-Avaratra.

* Ny fivoriamben’ny fizaran-tany izay natao tany ANTALAHA tamin’ny 31 martsa sy 1 aprily 1990 dia nahitana mpanatrika 228 ary 6 no natao batisa. Nisy rahalahy iray avy any Maroantsetra nanao dia an-tongotra 120 kilaometetra mba hahatongavana teto Antalaha. Nisy solontena 5 nanao dia an-tongotra avy tany ANDAPA mba hamonjy ny fivoriambe teto Antalaha.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara