FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/90 p. 2-4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
km 7/90 p. 2-4

Fampandrenesana

* Zavatra atolotra amin’ny volana jolay sy aogositra 1990: Bokikely lehibe velarana sahala amin’ny Mifalia afa-tsy ny “Ny Sekoly sy ny Vavolombelon’i Jehovah” amin’ny sarany 240 FMG.

* Zavatra atolotra amin’ny volana septambra 1990: Ny boky Hiaina mandrakizay na ny Bokiko amin’ny sarany 2.400 FMG.

* Iangaviana ny kongregasiona rehetra eran’ny Nosy mba tsy handefa vola intsony amin’ny C.C.P 200-00.

* Fanitsiana ny diso ao amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana tamin’ny 1 desambra 1989, pejy faha-15, fehintsoratra faha-17, andalana faha-2: ondry vitsy, soloana hoe ondry hafa andalana faha-4: ambaniny, soloana hoe ambany.

* Tahiry ato amin’ny Sampana: Annuaire 1990; Volumes reliés 1973; Index 1986-1988; Volumes reliés wF 74; Révélation; Scrutons les Ecritures 90; Appliquez-vous...

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara