FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/91 p. 3-5
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 6/91 p. 3-5

Vaovao Teokratika

◆ Narodan’i Brezila ny tampon’isan’ny mpitoriny maherin’ny 8 000 tamin’ny Jolay 1990, amin’ny tampon’isa vaovao 302 220 tamin’ny Janoary. Nampahafantarina koa ny tampon’isa vaovao 378 727 amin’ny fampianarana Baiboly any an-tokantrano.

◆ Nilaza i Isiraely fa nisy fahavoazana ny tranon’ireo rahalahy noho ny famelezan’ny bala afomanga nandritra ny ady, kanefa tsy nisy naratra.

◆ Any amin’ny toerana sasany any Liberia, ny isan’ny oran’ny mpitory ao amin’ny kongregasiona amin’ny antsalany dia maherin’ny 20 teny amin’ny saha fitoriana na dia teo aza ny zava-tsarotra lehibe. Nisy fanampiana tamim-pitiavana natolotry ny sampana any Côte d’Ivoire sy Sierra Leone.

◆ Vao voalohany izao tao anatin’ny sivy taona, ireo rahalahy any Nicaragua no afaka niara-nivory tao amin’ny kianja lehibe iray tany Managua. Ny tampon’isan’ny mpanatrika dia 11 404, ary 283 no natao batisa.

◆ Nahatratra ny faha-39 misesy amin’ny tampon’isan’ny mpitoriny i Tahiti, amin’ny mpitory 1 222 namerina filazanasa tamin’ny Janoary, nisy fitomboana 12 isan-jato.

◆ Nahazo tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 11 257 i Hongria. Ny isan’ny fampianarana Baiboly 5 400 tamin’ny taon-dasa dia tafakatra ho 7 219.

◆ Fivoriamben’ny fizaran-tany:

-Antsirabe: Mpanatrika: 588 Batisa: 8.

-2F: Mpanatrika: 802 Batisa: 4.

-2E: Mpanatrika: 910 Batisa: 16.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara