FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/91 p. 6
  • Fanitsiana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fanitsiana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
km 7/91 p. 6

Fanitsiana

Aza fady mba ampidiro ao amin’ny bokinareo “Ny fomba hahavelomanao” ireto fanitsiana manaraka ireto:

— Pejy faha-50, lohateny kely soloana hoe: “Tsy nanisy fiheverana mihitsy izy ireny”

* Fehin. 11 andal. faha-7: “[tsy nahafantatra na inona na inona izy ireny, MN]”

Soloana hoe: “[tsy nanisy fiheverana mihitsy izy ireny, MN]”

* Fehin. 12 andal. faha-16: “tsy nahafantatra na inona....nampitain’i Noa]

Soloana hoe: “tsy nanisy fiheverana mihitsy [ny hafatr’Andriamanitra nampitain’i Noa] izy ireny”

* Fanontaniana faha-12: “Tsy nahafantatra...izy ireny”

Soloana hoe: “Tsy nanisy fiheverana izy ireny”

— Pejy faha-127,

* fehin.13, laha. faha-4: “Niaraka tamin’ireo Kenita hafa i Hebera... ”

Soloana hoe: “Nisaraka tamin’ireo Kenita hafa i Hebera...”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara