Filazana Asa Janoary 1992
Antsalan’ny Antsalan’ny Antsalan’ny Antsalan’ny
Isan’ny: Ora Gazety Fiv. mits. Famp. Bb.
Mpit. mah. manok. 41 143,4 16 86,3 17,1
Mpit. mah. mandav. 302 86,6 10,7 43,7 9,6
Mpit. mah. mpan. 173 65,5 11,1 28,7 6,6
Mpit. tsotra 3848 12,4 1,8 6,9 2,0
TOTALINY: 4364 Isan’ny natao batisa: 44
Nametraka boky 11 933 koa isika, isa izay mbola tsy nisy toa azy hatramin’izay. Isaorana indrindra ny tsirairay avy amintsika, noho ny fahavononantsika hanaraka ny toromariky ny fandaminana. Enga anie isika rehetra ka hanohy hanao izany ezaka manokana izany, dia hotahin’i Jehovah hatrany.