Fianarana ny Bokin’ny Kongregasiona
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kongregasiona ny boky Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany.
4 Janoary: Toko 35 hatramin’ny lohatenikely hoe “Vavaka sy fitokiana an’Andriamanitra”
11 Janoary: Toko 35 manomboka amin’ny lohatenikely hoe “Vavaka sy fitokiana an’Andriamanitra” ka hatramin’ny faran’ilay toko
18 Janoary: Toko 36-38
25 Janoary: Toko 39-42