FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/96 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1996
km 9/96 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra vita an-tsoratra atolotra amin’ny Septambra: Fanolorana manokana ny Boky ho An’ny Sekolin’ny Fanompoana Teokratika. (500 FMG, mpitory; 200 FMG, mpisava lalana). Mariho ao amin’ny taratasy hofenoina S-20, aza fady, ny isan’ny boky nalain’ny mpisava lalana sy ny mpitory. Oktobra: Famandrihana amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana na ny Mifohaza! Novambra: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Hanao ezaka manokana isika mba hanolokoloana ny fahalianan’izay rehetra nametrahana boky, ho fikendrena ny hanomboka fampianarana Baiboly any an-tokantrano.

◼ Ny mpiandraikitra mpitantan-draharaha na ny olona iray notendreny dia tokony hanao fanamarinana ny kaontin’ny kongregasiona amin’ny 1 Septambra na haingana araka izay azo atao aorian’izay. Manaova fampandrenesana amin’ny kongregasiona rehefa vita izy io.

◼ Ireo mpitory mikasa ny hanao ny fanompoan’ny mpisava lalana mpanampy amin’ny Oktobra dia tokony hamerina aloha ny taratasy fangatahany. Izany dia mba hahafahan’ireo loholona hanao ireo fandaharana ilaina momba ny gazety sy ny boky ary ny faritany.

◼ Ampahatsiahivina ireo loholona mba hanaraka ireo toromarika nomena ao amin’ny pejy faha-21-23 amin’ny Ny Tilikambo Fiambenana 15 Jolay 1991 momba ireo olona voaroaka na niala an-tsitrapo izay mety haniry ny horaisina indray.

◼ Manomboka izao, dia hoe “boky Ny Fanompoantsika” no iantsoana ny boky Voalamina.

◼ Manomboka izao, dia hoe “bokikely Fiainana eto An-tany” no iantsoana ny bokikely Mifalia.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara