Fianarana ny Bokin’ny Kongregasiona
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kongregasiona ny boky Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany.
2 Desambra:Toko 35 hatreo amin’ilay lohatenikely hoe “Vavaka sy fitokiana an’Andriamanitra”
9 Desambra:Toko 35 manomboka eo amin’ilay lohatenikely hoe “Vavaka sy fitokiana an’Andriamanitra” hatreo amin’ny faran’ilay toko
16 Desambra:Toko 36-38
23 Desambra:Toko 39-42
30 Desambra:Toko 43