Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny May: Gazety Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! ary ny bokikely Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika? Jona: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Miezaha mafy hitarika fampianarana Baiboly. Jolay sy Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: “Indro, Havaoziko ny Zavatra Rehetra”, Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? — Ahoana no mety Hahitana Azy Io?, Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty, Rehefa Nody Mandry ny Olona Iray Tianao, ary Tokony Hino ny Trinite ve Ianao?