Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny May: Famandrihana amin’ny Tilikambo Fiambenana sy ny Mifohaza! Jona: Tafaray ao Amin’ny Fanompoam-pivavahana Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina na, na iza na iza amin’ireto boky 192 pejy izay mety hananan’ny kongregasiona ao amin’ny tahiry ireto: Henoy Ilay Mpampianatra Lehibe, “Ho Tonga Anie ny Fanjakanao”, Ny Fomba Hahavelomanao ao Amin’ny Tany Vaovao Iray, Ny Tena Fiadanana sy Filaminana — Avy Aiza no Hiaviany? Misy boky Tafaray ao Amin’ny Fanompoam-pivavahana Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina sy Henoy Ilay Mpampianatra Lehibe ary vitsivitsy amin’ny boky “Ho Tonga Anie ny Fanjakanao” sy Ny Fomba Hahavelomanao ao Amin’ny Tany Vaovao Iray ary Ny Tena Fiadanana sy Filaminana — Avy Aiza no Hiaviany? azo angatahina atỳ amin’ny sampana. Jolay sy Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Inona no zava-kendren’ny Fiainana? — Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Rehefa Nody Mandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Ny bokikely Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Hisy Tontolo Iray Tsy Hisian’ny Ady ve Indray Andro Any?, Nos problèmes — Qui nous aidera à les résoudre?, ary Ny Fanahin’ireo Maty — Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve izy Ireo? dia azo atolotra, rehefa mifanentana amin’ny toe-javatra.
◼ Manomboka ny herinandron’ny 21 Septambra 1998, dia bokikely samy hafa no hodinihina.