Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Jona: Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika?, na Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Mifantoha amin’ny fanombohana fampianarana Baiboly. Jolay sy Aogositra: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao! Mifantoha amin’ny fanombohana fampianarana Baiboly. Septambra: Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana na Manontany ny Tanora.
◼ Kasety vidéo vaovao misy:
Tsy Mandray Ra—Eken’ny Mpitsabo Ilay Zava-tsarotra —anglisy