FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 9/02 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 9/02 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Septambra: Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly. Oktobra: Gazety Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Raha liana ilay olona, dia manolora bokikely Takina, ka manaova ezaka manokana mba hanombohana fampianarana Baiboly. Novambra: Inona no Takin’Andriamanitra Amintsika? na Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Azo atao ny manolotra boky tranainy, raha efa manana an’ireo ilay olona. Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Azo atolotra koa Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly, Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?

◼ Ampahatsiahivina ireo anti-panahy mba hanaraka ireo toromarika ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Jolay 1991, pejy 21-23, momba ireo olona voaroaka na niala an-tsitrapo izay mety haniry horaisina indray.

◼ Ampirisihina ireo rahalahy manana ordinatera, ka mampiasa E-mail, mba hamaky tsara ilay fanazavana ao amin’ny pejy faha-8 hoe “Aza Mandany Fotoana Amin’ny ‘Zava-poana.’”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara