FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/02 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
km 11/02 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Nov.

“Miezaka mitandro fihavanana foana ny ankamaroantsika. Tsy ekenao ve anefa fa mora lazaina izany matetika, saingy sarotra tanterahina? [Avelao izy hamaly.] Manazava ny anton’izany ny Baiboly. [Vakio Jakoba 3:2.] Asehon’ity lahatsoratra ity fa mety hanampy antsika hamitram-pihavanana sy hampaharitra izany ny fialan-tsiny.”

Mifohaza! 8 Nov.

“Asehon’ny faminanian’ny Baiboly fa mbola ho avy ny fotoana tsy hitenenan’ny olona intsony hoe: “Marary aho.” [Vakio Isaia 33:24.] Tsy ho tena tsara ve izany? [Avelao izy hamaly.] Maro anefa ankehitriny ny aretina mampijaly ny olona, anisan’izany ny SIDA. Hovalian’ity Mifohaza! ity ny fanontaniana hoe: Tsy hisy intsony ve ny SIDA indray andro any? ”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara